The abelisaurid theropod Majungasaurus crenatissimus inhabited the plains of northwestern Madagascar during the Late Cretaceous. It lived alongside other nonavian dinosaurs, including a small-bodied noasaurid theropod (Masiakasaurus knopfleri) and a titanosaurian sauropod (Rapetosaurus krausei). Although an inhabitant of the expansive floodplains of the Mahajanga Basin, M. crenatissimus also frequented the broad and sandy channel belts that drained Madagascar's central highlands. These shallow rivers were populated by a variety of aquatic and semi-aquatic animals, including fish, frogs, turtles, and several species of both large and small crocodyliforms. These animals were likely adapted for seasonal fluctuations in water availability because the sediments that entomb their remains (fine-grained debris flow deposits intercalated with stream flow deposits) indicate a strongly variable discharge regime. Associated oxidized calcareous paleosols with localized accumulations of carbonate nodules suggest that the ambient climate was semiarid. The numerous bonebeds preserved in these same sediments are indicative of localized and recurrent pulses of mortality. M. crenatissimus fed on carcasses preserved in these bonebeds, and there is good indication from a wealth of tooth-marked bone derived from two conspecific individuals that it focused on the well-muscled axial skeleton in a fashion similar to that of many modern vertebrate carnivores. This evidence for intraspecific feeding renders M. crenatissimus the only theropod dinosaur with demonstrated cannibalistic tendencies.
MALAGASY ABSTRACT (FAMINTINANA)—Ny theropod abelisaurid Majungasaurus crenatissimus dia nonina tao amin'ny lemaky ny faritra avaratr'andrefan'i Madagasikara nandritry ny Cretaceous Farany. Tamin 'izany dia niara-nitoetra hatrany niaraka tamin'ny dinozaoro tsy avian izy, ka anisan'izany ny theropod noasaurid kely vatana (Masiakasaurus knopfleri) sy sauropod titanosaurian (Rapetosaurus krausei). Na dia nipetraka maharitra tao amin 'ny lemaka midadasika saforan'ny rano tao amin'ny Basin an'i Mahajanga aza M. crenatissimus dia hita matetika koa izy namonjy ny sisina lehibe sy mamasiky ny lakan-drano, izay manondraka ny anivon-tanin'i Madagasikara (central highlands). Ireo renirano marivo ireo dia nahitana karazam-biby maro izay monina manontolo na ampahany anaty rano, toy ny trondro, sahona, sokatra, ary karazam-boay maro koa ka hita tamin'izany ireo voay kely sy vaventy vatana. Ireo biby ireo dia toy ny lasa zatra niaina tamin'ny fiovaovan'ny fisian'ny rano satria ireo karazam-batokely madinika notanterin'ny rano izay nandrakotra sy nitahiry ny vatana mbola tavela tamin'izy ireo (tosak'ireo tatitra [sediment] potipotika tena madinika toa miendrika voa izay hifanelanelanan'ny tatitra nentin'ny rano) dia nampiseho mazava ny fisian'ny fiovaovana tamin'ny fametrahana ireo tatitra nentin'ny rano. Ny fisian'ny tany tranainy misy harafesina sy sokay ka niangonan'ny vonganana madinika misy carbonate tamin'ny faritra mazava dia nafahana nilaza fa ny toetr'andro sy toe-tany manodidina teo amin'io toerana io dia maina amin'ny ampahany. Ireo taolana maro hita tany amin'ny faritra ambany tamin'io tatitra io ihany koa dia karazana marika nilaza ny fisian'ny fahafatesana maro niaraka sy tampoka ary niverimberina matetita tamin'ny faritra mazava. M. crenatissimus dia nihinana ny vatan'ireo biby voatahiry izay hita tao amin'io toerana niangon'ny taolana io, ary nisy aza filazana mazava tamin'ny taolana nisy dia-nify mazava izay an'ny biby roa avy amin'ny karazan