Translator Disclaimer
1 June 2007 THE APPENDICULAR SKELETON OF MAJUNGASAURUS CRENATISSIMUS (THEROPODA: ABELISAURIDAE) FROM THE LATE CRETACEOUS OF MADAGASCAR
Author Affiliations +
Abstract
The appendicular skeleton of the abelisaurid theropod Majungasaurus crenatissimus (Depéret, 1896) Lavocat, 1955 is described for the first time. The available materials include an incomplete pectoral girdle and forelimb, along with the ilium and a nearly complete hind limb. These materials display a number of ceratosaur, abelisauroid, and abelisaurid synapomorphies, supporting the phylogenetic placement of Majungasaurus based previously on cranial anatomy. As in Ceratosaurus and Carnotaurus, the scapular blade is relatively wide and has a pronounced dorsal lip over the glenoid. The humerus is short and bears a globular head, but is more slender than in Carnotaurus. The ilium has a preacetabular hook, a strong supraacetabular crest, a notched posterior margin, and peg-and-socket articulations with both the pubis and ischium. Hind limb elements are proportionally stocky, as in some other abelisaurids. The femur lacks a trochanteric shelf, the tibia has a greatly enlarged cnemial crest, and the fibula bears a deep, posteriorly facing medial fossa. The abelisaurid astragalocalcaneum is described here in detail for the first time, and is more similar to that of tetanurans than to those of coelophysoids. Taken together, these materials illustrate that the appendicular skeleton of abelisaurids was specialized over the typical condition in basal theropods, particularly through the development of enlarged muscle attachment processes.MALAGASY ABSTRACT (FAMINTINANA)—Sambany izao no namelabelabelarin'i Lavocat tamin'ny 1955 ny momban'ny taolan-drambon'ny abelisaurid theropod Majungasaurus crenatissimus (Depéret, 1896). lreo karazant-aolana nisy tamin'ireo dia maro ny ceratosaur sy abelisauroid ary abelisaurid synapomorphies, izay nanamarina ny toerana phylogenetic–n'ny Majungasaurus izay tamin'ny bikan'ny karan-doha ny nametrahana azy. Toy ny an'ny Ceratosaurus sy Carnotaurus dia azo ambara fa mivelatra ny taolan-tsoroka ary iny faritra ambonin'ny glenoid iny dia misy molony aoriana mivoitra mazava tsara. Fohy ny taolan-tsandry ary borobory ny lohany, saingy marotsadrotsaka raha ampitahaina ny an'i Carnotaurus. Ny ilium dia ahitana faingoka alohan'ny acetabular, ny tampony supraacetabular matanjaka, misy faingoka aoriana amin'ny sisiny, ary lavaka fitoerana miaro vohitra mahatazona ny fifanohizan'ny taolana izay miaraka amin'ny pubis sy ischium. Ny taolan-tongotra dia mitovitovy ny fahafohezany, toy ireo sasany amin'ny abelisaurids. Tsy ahitana trochanteric self ny taolam-pe, ny tibia (taolan-dranjo iray) dia misy vohitra cnemial mivelatra be, ary ny fibula (taolan-dranjo iray hafa) dia mitondra lavaka lalina manatrika aoriana. Ny abesilaurid astragalocalcaneum dia novelabelarina volalohany tamin'ny antsipirihiny eto, izay toy ny natao tamin'ny tetanurans ka mihoatra ny natao tamin'ny coelophysoids. Rehefa nojerena miaraka dia tsapa fa ireo taolana ireo dia manazava fa ny taolan-damosin'ny abelisaurids dia voatokana manokana tamina fisehoan-javatra izay tsy mahazatra teo amin'ny faritra ambany amin'ny vatan'ny theropods, indrindra indrindra ny fisian'ny fivelaran'ny toerana fipetrahan'ny hozatra.
and MATTHEW T. CARRANO "THE APPENDICULAR SKELETON OF MAJUNGASAURUS CRENATISSIMUS (THEROPODA: ABELISAURIDAE) FROM THE LATE CRETACEOUS OF MADAGASCAR," Journal of Vertebrate Paleontology 27(sp8), (1 June 2007). https://doi.org/10.1671/0272-4634(2007)27[163:TASOMC]2.0.CO;2
JOURNAL ARTICLE
17 PAGES


SHARE
ARTICLE IMPACT
RIGHTS & PERMISSIONS
Get copyright permission
Back to Top